|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitsatsaingona |
| Fototeny | 2 tsatsaingona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin' olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny
9 misalovana ny raharahan' ny hafa [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 couper la parole à quelqu'un, l’interrompre
11 s’occuper des affaires d'autrui [1.3] |
| Tsipelina hafa | 12 mitsatsaingoka |
| Teny iditra (2/2) | 13 mitsatsaingòna |
| Fototeny | 14 tsatsaingona |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsatsaingona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Tsipelina hafa | 16 mitsatsaingòka, mitsatsaingoka |
| Fivaditsoratra | mitsatsaingona, mitsatsaingòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|