Teny iditra | mikezaka (kezaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihakely, mihamifintina, mihamanify Manao araka izay azo atao, manao izay tratry ny aina, tsy mikely soroka: Nikezaka tamin' ny fianarana izy ka tsy nahagaga raha nandroso fatratra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être rétréci, se rétrécir, s'amincir Figuré: s'appliquer à, faire son possible [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |