|
|
|
|

Teny iditra 1  mimokimoky
Fototeny  2 mokimoky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miezaka mafy, mikely aina, vonombonona sy marisika fatratra, mikikitra, mimokitra [1.1]

Fivaditsoratra  9 mikimokimo, mimokimoky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20