Teny iditra | mavointena (voina, tena) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Afa-baraka, very hala [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ mavoin-tena ] Dégradé, d'une conduite méprisable [1.3] | |
Teny iditra | mavointena (voina, tena) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Boka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ mavoin-tena ] Manière convenable de dire de quelqu'un qu'il est lépreux [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana ~ Teny fanajana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |