Teny iditra | masoandro | ||||
Singan-teny | maso ; andro | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | The sun [1.2, 1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Soleil (figuré) le père, le souverain [1.3] | ||||
Le soleil [1.8] | |||||
Ohatra | Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona.
[2.499] | ||||
Voambolana | Haikintana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaran-toerana |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny masoandro io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly | ||||
Fivaditsoratra | mandrosoa, masoandro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |