Teny iditra (1/3) | 1 tanamasoandro |
Singan-teny | 2 tanana, masoandro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the rays of the sun; the spokes of a wheel |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] rayon du soleil; rayon d'une roue 6 [2.415#6626] rayons de soleil |
Ohatra |
7 Efa tolakandro tamin'izay, ary ny tanamasoandro efa nitsidika isam-baravarana. [2.324] 8 Toa nisava kely ny fara-vodilanitra, ary ny tanamasoandro namirapiratra teny amin'ilay renirano ka nandefa taratra nipaka tamin'ny ravin-kazo maitso teny amin'ny kirihitrala teo ambony atsinanana. [2.324] |
Teny iditra (2/3) | 9 tanamasoandro |
Singan-teny | 10 tanana, masoandro |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [2.415#6626] les pièces de cinq francs du Mexique et de l' Uruguay portant l' image du soleil |
Voambolana |
13 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Teny iditra (3/3) | 14 tanamasoandro |
Singan-teny | 15 tanana, masoandro |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.13] karazan-javamaniry manome vony mavo |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3#665, 1.13] tournesol 19 [1.13] helienthus 20 [1.196] (de tanana : dans le sens de rayons ; et masoandro : soleil). Helianthus annuus L. (Asteraceae). Le Tournesol, introduit et cultivé. [Merina] |
Voambolana |
21 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |