Teny iditra | lohasoratra | |||
Singan-teny | loha ; soratra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tarehin-tsoratra manomboka ny fehezanteny na ny anaran-tsamirery [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Lettre capitale; majuscule [1.13] | |||
Ohatra | Misokajy telo ireo fanazaran-tsaina atolotra eto: - ao ireo natao hanamafy orina ny fianarana ny firafitry ny teny sy fanoritra ny lohasoratra;
[2.117] | |||
Voambolana | Toe-karena: tonta printy, sary | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |