Teny iditra |
antsona
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny fahatongavan' ny sambo na lakana eo amin' ny morona misy ny fitodiana; fijanonana amin' ny morona. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Grounded, come to a stop; arrived at a port or harbour, as of a ship. [1.2]
|
| Grounded, come to a stop [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d’aborder, d’atterrir, d’arrêter au bord de l’eau [1.3]
|
| Arrêté près de la côte [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
antsona
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Flair. § embòlo. [1.19]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
antsona
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
gaga
[1.78]
|
|