Teny iditra iantsonana (antsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Eto no azo iantsonana tsara (Ici on peut bien aborder) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iantsonana, iantsonako, iantsonanao, iantsonany, iantsonantsika, iantsonanay, iantsonanareo, iantsonan', iantsonan-, iantsonam-, iantsona-
Ny lasa : niantsonana, niantsonako, niantsonanao, niantsonany, niantsonantsika, niantsonanay, niantsonanareo, niantsonan', niantsonan-, niantsonam-, niantsona-
Ny hoavy : hiantsonana, hiantsonako, hiantsonanao, hiantsonany, hiantsonantsika, hiantsonanay, hiantsonanareo, hiantsonan', hiantsonan-, hiantsonam-, hiantsona-
Filaza mandidy : iantsony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14