Teny iditra |
ambarao
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ambara
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie:
Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~
Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire) [1.3]
|
Ohatra |
1 | Ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro.
[2.1022]
|
2 | Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay.
[2.324]
|
|
|
Teny iditra |
ambarao
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra [1.1]
|
Voambolana |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
|