Teny iditra fandohotse
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Rivotra malemilemy avy any avaratra (raha mafy izy dia atao hoe radraty na varapohè) [1.1]
Voambolana 
Renianarana rivotra
Anarana iray reny alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19