Teny iditra Fagereng
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra 
1Fagereng, misionera loterana, Talen' ny Kolejy tao Antsirabe; [2.356]
2Araka ny filazan' i Fagereng, dia olona avy tamin' ireo sambo indiana vaky tamin' ny taonjato faha-14 sy faha-15 no niavian' ireo fokonandriana ireo. [2.508]
Voambolana 
Anaran' olona 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28