Teny iditra |
rango
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Lava mahia, lava manify [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Long et maigre [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
rango
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
rango
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Karazan-tononkira miady rima mitanisanisa zavatra [1.1]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
rango
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A word for anefa
[1.2]
|
|