Teny iditra rangorango (rango)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Long et maigre [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra rangorango (rango)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana zavatra tsy miera amin' ny tompony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de prendre sans permission, comme les enfants dans la maison [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra rangorango
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona mihinana tsy miatoato [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08