Teny iditra |
jinja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fikapana, fandidiana ny zavamaniry amin' ny antsy: Jinja vary [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A reaping [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de moissonner, de couper, de faucher, de donner un croc-en-jambe [1.3]
|
| Moisson [1.8]
|
| Action de moissonner ou de couper en masse une récolte [1.196]
|
Ohatra |
1 | Talohan' ny horaka dia teo ny Tavy na Jinja eo amin' ny Antakay.
[2.245]
|
2 | Toy ny jinja-varin' ilay mondry, ka be no tsy tapaka, aty ny tapaka misavorovoro.
[2.69]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
jinja,
jinjako,
jinjanao,
jinjany,
jinjantsika,
jinjanay,
jinjanareo,
jinjan',
jinjan-,
jinjam- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
jinja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (Côte Est et Centre). Rizière ou terrain cultivé de petite superficie.
Sur la côte Ouest, on dit plutôt : tsabo.
[1.196]
|
|
Teny iditra |
jinja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Fandringanana [1.78]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
jinja,
jinjako,
jinjanao,
jinjany,
jinjantsika,
jinjanay,
jinjanareo,
jinjan',
jinjan-,
jinjam- |
|
|
Teny iditra |
jinja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Ver solitaire. (darina). [1.19]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
jinja,
jinjako,
jinjanao,
jinjany,
jinjantsika,
jinjanay,
jinjanareo,
jinjan',
jinjan-,
jinjam- |
|
|