Teny iditra | voajinja (jinja) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Moissonné, coupé [1.3] | |
Ohatra | Mbola maitso izy sady tsy voajinja, kanefa malazo alohan' ny zava-maitso rehetra.
[2.996] | |
Tovy hevitra | jininja | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |