Teny iditra |
voatokana
(tokana)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a isolé, mis à part, consacré, dédié, dont on a pris possession [1.3]
|
| Spécialisé, réservé [1.13]
|
Ohatra |
1 | Inona no diplaoma voatokana ho an' ny Malagasy?
[2.113]
|
2 | fotoana voatokana hivorian'ny mpianakavy rehetra.
[2.606]
|
3 | Mety aloha ny manadihady momba ny fepetra ampiasaina amin’ny famindrana toerana ny mpikambana amin’ny Foloalindahy hisahana asa voatokana ho an’ny olon-tsotra.
[4.27]
|
|
Kamban-teny |
|
|