Teny iditra voalohandohany
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Ohatra 
1Nahavelona fanantenana marina, tamin' ny voalohandohany, Radama. [2.270]
2Sosoa be rano ny sakafo omena ny mpifana amin’ ny andro voalohandohany [2.436]
3Tamin' izany no nidiranay voalohandohany tamin' ireny trano fisakafoana ireny. [2.356]
4Ary tamin' ny Andriana voalohandohany no nisy nampirafy andriambavy sy tamin' ny vahoaka ka nony niteraka dia natao hoe Hova (efa niova) ny zanany fa tsy andriana intsony. [1.436]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/15