Teny iditra voa (la)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy Refused, denied, rejected [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Refusé, nié, rejeté, renié [1.3]

Teny iditra voala (ala)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] [ voaala ] Enlevé, ôté [1.68]
Fanazavàna teny anglisy Removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Enlevé, arraché [1.3]
Ohatra Afakafaka sy voaala tsiny teny ihany ity faharoa ity satria fanta-poko, fanta-bahoaka ny fahadalan' ny ankizy toa an-dRainilidy ireny. [2.470]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24