|
|
|
|

Teny iditra 1  voakasika
Fototeny  2 kasika
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 touché [1.3#316]
Ohatra  6  Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda. [2.4#112]
7  Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny. [2.472]
Tovy hevitra  8 kinasika

Fivaditsoratra  voakasika, 9 voakisaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22