Teny iditra vidio (vidy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vidina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ity mba vidio ho anao, ry Ingahy lehibe, fa manahirana ahy indray [2.587]
2Vidio na takalozy, fa raha tsy izany ho tany maty tsy hahasoa na iza na iza io. [2.472]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/19