Teny iditra tsy tontan' ny ela
Singan-teny tsy ; tonta ; ela
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra mafy tsy simban' ny andro sy ny taona, tsy mora simba, mateza dia mateza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03