Teny iditra tonta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A trap [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Piège [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra tonta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy One side of a quarrel [1.7]
Kamban-teny 

Teny iditra tonta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanjerana zavatra atao miavovona
Vono atao amin' ny fively na torabato
Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra
Fanaovana antontany, fampifanongoavana [1.1]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra tonta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Valamparihy [1.78]

Teny iditra tonta
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba
Mitovy hevitra: antitra ~ efa navalona ~ ela nanaovana ~ ela niasana ~ lany andro ~ lany mondro ~ maintimolaly ~ mandalambitsika ~ rombina ~ rovitra ~ simba ~ taloha ~ tranainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Vieux, usé, détérioré [1.8]
Kamban-teny 
Lohateny Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela (Rainitovo)

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31