Teny iditra | rombina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy banga na silaka eo amin' ny molo-javatra iray: Rombina ity vilia ity fa soloy [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rombina io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | rambony, rimbona, rombina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |