Teny iditra | tsy sahirana | |
Singan-teny | tsy ; sahirana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miadana | |
Ohatra | Ny hafa tsy manana vary tahiry nefa manam-bola, tsy sahirana ihany koa.
[2.472] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |