Teny iditra |
tsy hita popòka
|
Singan-teny | tsy hita ; popòka |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [1.3]
|
Ohatra |
1 | Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro.
[2.5]
|
2 | Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io
[4.11]
|
|
Tovy hevitra | ~ ~ |
|