Teny iditra | tsy hita lany | |
Singan-teny | tsy hita ; lany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra mikorontana sy mifanjevo na midadasika tsy taka-maso izay fiandohany na fiafarany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sans fin [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |