Teny iditra tsirirìka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivalanana miporiatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Diarrhea [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Diarrhée [1.3, 1.8]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tsirirìka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fantsitsitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A jet of liquid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jet d'un liquide qui coule [1.3]
 Jet de liquide [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31