|
|
|
|

Teny iditra 1  tsioka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 souffle [1.13]
Ohatra  14  tony tsy misy tsioka, na mandrivotra handrava trano... [2.583#3]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how tsioka

Fivaditsoratra  16 akotsy, 17 kaitso, 18 kitsao, 19 Kosita, 20 satoky, 21 sôkita, Sokita, 22 tosika, 23 tsakoy, 24 Tsikoa, tsioka, 25 tsokia

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13