Teny iditra tsiofina (tsioka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny toerana itsofan' ny rivotra [1.1]
Ohatra dia entina ao an-joronakoho ka tsiofina ao, ary miteny ny andriana manao hoe: [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsiofina, tsiofiko, tsiofinao, tsiofiny, tsiofintsika, tsiofinay, tsiofinareo, tsiofin', tsiofin-, tsiofim-, tsiofi-
Ny lasa : notsiofina, notsiofiko, notsiofinao, notsiofiny, notsiofintsika, notsiofinay, notsiofinareo, notsiofin', notsiofin-, notsiofim-, notsiofi-
Ny hoavy : hotsiofina, hotsiofiko, hotsiofinao, hotsiofiny, hotsiofintsika, hotsiofinay, hotsiofinareo, hotsiofin', hotsiofin-, hotsiofim-, hotsiofi-
Filaza mandidy : tsiofy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05