|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitsioka
Fototeny  2 tsioka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifofofofo tsy dia mafy loatra: Mitsioka ny rivotra rehefa harivariva eny amorondrano [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  mitsioka
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 [Bara] mitsoka [1.78]
11 [Tanosy] mitsoka anjombona [1.78]

Fivaditsoratra  12 kimaotsy, 13 miokitsa, 14 mitsaoky, mitsioka, 15 somitika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20