|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tevika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina
4  [2.472] amonia
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54] pneumonie
Ohatra  6  Nisy voan' ny tevika ny mpiray toby tamin-dry Feno indray andro; [2.472]
Voambolana  7  Fahasalamana
Tovy hevitra  8  amonia, pnemonia

Teny iditra (2/4)9  tevika
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Fanaintainana ohatra ny misy manindrona
Aretina avy amin' ny bibikelinaretina izay andrenesana fanindrontsindronana ao anaty tratra
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2] a spasm
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3] douleur poignante, comme celle d'un point de côté
14  [1.54] point de côté
Voambolana  15  Fahasalamana
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)17  tevika
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1] Loaka amin' ny ravin-tsofina asiana kavina
Fanazavàna teny anglisy  20  [1.2] a bore in the lobe of the ear
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.3] trou pratiqué à l'oreille pour y suspendre les pendants d'oreille
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (4/4)25  tevika
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  [1.1] Ny loadoaka amin' ny zaitra, na ny fanjaitra
Fanazavàna teny frantsay  28  [1.3] point de couture
Voambolana  29  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  39  atevik, tevika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21