Teny iditra tanindrazana
Singan-teny tany ; razana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The family's ancestral land; one's home country; the fatherland [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La patrie, la terre des ancêtres [1.3]
 Le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie [1.8]
Ohatra 
1Manina ny tanindrazana aho izany! [2.470]
2Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao. [2.472]
Kamban-teny 
Zanakanarana Ny Tanindrazako
Ry Tanindrazanay malala ô!
Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona)
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21