Entrée tambany (ambany)
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany [1.1]
Explications en français littéralement "habitants des régions b [...] [texte complet dans 1.5]
Synonymes Tanindrana ~ Tantsiraka

Anagrammes tambina

Mis à jour le 2020/07/31