Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
tan
tsi
raka
(
an
tsi
raka
)
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny frantsay
Habitants de la côte
[
1.5
]
Ohatra
1
Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny
Tantsiraka
, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy.
[
2.471
]
2
Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny
Tantsiraka
.
[
2.5
]
Zanakanarana
Ohabolana Tantsiraka
Voambolana Tampatrana sy Tantsiraka
(
Rakotosaona
)
Mpanahaka
tam
ba
ny
~
ta
nin
drana
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/10