Teny iditra | sangotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiotazana ny vary tsy miaraka fa arakaraka ny fahamasahany ka tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy ny salohiny izay masaka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de cueillir le riz à mesure qu’il est mûr en coupant les épis avec les doigts ou un couteau [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/04/25 |