Teny iditra | fisangotra (sangotra) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misangotra na mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy Azo sangorina [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |