Teny iditra | sakamasay | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Volana fahavalo amin'ny taona (Aogositra) [1.78] | |
[Bara] Anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Jona [1.78] | ||
[Bezanozano] Volana fahasivy amin'ny taona [1.78] | ||
[Sihanaka] Anaram-bolana fahenina amin'ny taona [1.78] | ||
[Tanosy] Volana fahavalo amin'ny taona [1.78] | ||
Ohatra | ny Hiahia dia ho Asorontany ny Sakamasay dia ho Alahatsy
[2.113] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27 |