Teny iditra |
hiahia
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Volana fahafito amin'ny taona (Jolay) [1.78]
|
| [Bara]
Anaran'ny volana mifanandrify amin'ny volana Mey [1.78]
|
| [Sihanaka]
Anaram-bolana fahadimy amin'ny taona [1.78]
|
| [Tanala]
Volana fahadimy amin'ny taona, fotoana ny ririnina [1.78]
|
| [Tanosy]
Volana fahafito amin'ny taona [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
Lune de mai ; mois sakalava correspondant à mai [1.19]
|
| [Tankarana]
Nom d'un mois antankarana correspondant à septembre [1.19]
|
| [Tandroy]
Nom d'un mois du calendrier agricole tra [...] [tohiny 1.14]
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tandroy]
Mars [2.584]
|
Voambolana |
|