Teny iditra (1/3) | 1 riaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Rano avy amin' ny ranonorana mikoriana amin' ny tatatra: Nentin' ny riaka ny satrony ka tsy tratra intsony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] small streams of water running here and there after rains and running into rivers; the little streams of water after a wave 5 [1.7] small streams of water after rain |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] l'eau de pluie qui forme torrent, torrent d'eau 7 [1.8] ruissellement des eaux de pluie |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny riaka io |
Teny iditra (2/3) | 22 riaka |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.78] [Tambahoaka]
ranomasina 25 [1.1] Rano be; ranomasina: Anivon' ny riaka no anarana niantsoana fahizay ny tanintsika |
Fanazavàna teny anglisy |
26 [1.2, 1.7] the sea |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.3, 1.8] la mer |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 29 riaka |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
31 [1.1] habetsahana |
Fanazavàna teny frantsay |
32 [1.3] ce qui est en grand nombre, comme une couvée de poussins, un troupeau |
Fivaditsoratra | 33 akari, araik, araky, arika, iraka, karia, raika, rakia, riaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |