Teny iditra | retsy | |||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ifampiantsoan' ny vehivavy mitovy saranga: Avia, ray retsy, fa raofim-potsiny ny trondro eto [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | ô vous, vous autres; employé qu'entre femmes et uniquement pour appeler [1.20] | |||
Ohatra | Izao retsy no izy a:
[2.472] | |||
Tovy hevitra | retsiana | |||
Kamban-teny |
| |||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |||
Fivaditsoratra | retsy, ritse, setry, tsery |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |