Teny iditra retsiana
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ifampiantsoan' ny vehivavy mitovy saranga: Avia, ray retsiana, fa raofim-potsiny ny trondro eto [1.1]
Ohatra 
1Hony rankizy retsiana ao ihany ve Andrianavaradrano? [2.131]
2Eny iky, retsiana fa jereo' matetika ka aza herehina; [2.69]
Tovy hevitra retsy
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31