Teny iditra | reboka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihinanana an-kisesy amin-kasarotana na hatendana, famosibosehana Mieboebo, mirehareha amin' ny fandanilaniana, amin' ny firadaradana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de manger gloutonnement [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | reboka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Prodigue par vanité [1.3] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | beroka, boreka, raboke, reboka, robake |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |