Teny iditra | areboka (reboka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza izay zavatra hanina an-kisesy, abosibosika; atao be am-bosika [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | areboka, arobake, be raoka, boeraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |