Teny iditra rairay (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kasika: Zaza tia rairay
Fakana zavatra amin' ny tanana
Fampidirana olona ao an-trano [1.1]
Ohatra ka nampandaloviny azy tsy rairay, fa nilahatra no fandehany tamin'izany. [2.59]
Sampanteny 
Tovy hevitra ray
Ohabolana 

Teny iditra rairay (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Reduplication of ray [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra rairay (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Petty thieving [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/24