Teny iditra | Rainingodona (ray, godona) | |
Sokajin-teny | anarana hita ao amin' ny ohabolana | |
Ohatra | Aza manao amboan-dRainingodona ka izay mitondra kitapo arahina daholo.
[2.558] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Rainingodona io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |