Teny iditra |
onina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fipetrahana ao antrano na tanàna iray; fijanonana ela amin' ny toerana iray. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Root of monina,
onenana,
fonenana
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d’habiter, de résider [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
onina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Root of onenina,
mionina,
manonina
[1.2]
|
|
Teny iditra |
onina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
The shape or appearance of anything [1.2]
|
Kamban-teny |
|
|