Teny iditra | fonenana (onina) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fipetrahana, fitoerana, fijanonana ela amin' ny toerana iray Trano na tanàna onenana, ipetrahana: Ity no fonenanay aty ambanivohitra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A dwelling place. [1.2, 1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Demeure, résidence [1.8] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fonenana io | |||
Teny iditra | fonenana | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Oblivious of, loss of memory. See maty arika [1.2] | |||
Fivaditsoratra | fanenona, fanonena, fonenana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |