|
|
|
|

Teny iditra 1  tohotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Tranon-tantely, izany hoe ireo tranotrano misy efitrefitra fametrahan' ny renitantely ny maminy. [1.1]
6 tranon-tantely ompiana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 ruche [1.13]
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tohotra
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 tahotro, tohotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/11/12