|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ompy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fikarakarana sy famelomana ny biby ananana
4  Ny biby amam-borona karakaraina. [1.1]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)10  ompy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  fanokanana; tahiry [Tambahoaka] [1.78]
13  tahiry [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)14  ompy
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16  a plant; also an aquatic herb, the same as volonkotona [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17  (de ompy : ensemble des soins donnés aux animaux domestiques). Potamogeton fluitans Roth (Potamogetonaceae). Plante aquatique immergée à feuilles flottantes dont les rhizomes sont donnés comme nourriture aux animaux domestiques : oies, etc. En Imerina, on l'appelle plutôt valatendro. [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  ompy, pimo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31